He ! tsara ny fonenanao, Andriamanitra ô ! Ziona tendrombohitrao, Tanàna masina ; Ka iza no hiakatra ao ? Izay mahitsy fo, Izay madio tànana, Izay manao ny to, Ka mino ny Mpanavotra, Ireo hiakatra ao ! Mba misandrata faingana, Ry varavarana ! Hidiran'ny Mpanjakanay Be voninahitra. Moa iza izao Mpanjaka izao ? Andriamanitra Mahery sy mandresy koa, Mpanjaka masina ; He, Izy 'Lay Mpanjakanay Be voninahitra. Miantranoa, Tompo ô ! Mba hifalianay ; Voavoatra ny tranonao, Midira aminay ! Jehovah no Mpanjakanay, Mpanjaka tianay : Ny hery, voninahitra, Sy ny fisaorana, Anao tokoa, ry Tomponay, Mandrakizay doria !Mostrami la croce Дом Любовь, что нельзя остановить Aquí en Galicia conocí Nincs Más Oz Qoldi Зулмат ичра юрардим Nie nam, lecz Twemu Imieniu Привет вам Христово цветущее племя TobyMac - Me without you
Song not available - connect to internet to try again?