He, vaovao ny taona, Ry Jesosinay, // Ka mba te hihaona Aminao izahay // Hianao mitahy Ny mpanomponao // Koa tsy manahy Izay tarihinao // Ary izaho koa Mba tantanonao // Dia hahita soa Ao an-danitrao //Kim inanıyor Táńirimniń kerneı úni ТВОЯТА ЛЮБОВ Биз Бизе Jésus est mon divin berger Hai Makhluk Alam Semesta ʿạyz ạ̉rnm wạ̉ʿly ṣwty Beni Yaratan Rab'bim إمسك يدي Pasterzu ludów
Song not available - connect to internet to try again?