Haleloia ! haleloia ! Haleloia ! He ! vita re ny ady izao ! Ny ota efa resy re, Ny feo mifaly no atao, Haleloia ! Fahafatesana no tao Fa Kristy naharesy izao, Ny fandreseny no derao, Haleloia ! Ny andro nijaliana e ! Nisolo fifaliam-be, Ka mihirà izay mandre : Haleloia ! Ny gadra voatapany, Ny efitra efa ravany ; Ka miderà ny heriny Haleloia ! Ry Tompo ô ! ny fiainanao, Mamelona ny olonao, Ka hoderaina Hianao : Haleloia !سيىنامىن مەن ەلىم ٴۇشىن Он восхвалён 'Ku Tak Dapat Maju Sendiri smʿt ṣwtk Voglio essere un tuo discepolo Colui che è in noi mydly trạnym mylạdyẗ قۇدرىتىم خۇدا ạ̉nmw fy ạlnʿmẗ Дай нам силы чтоб смирялись верно мы
Song not available - connect to internet to try again?