He ! vokatra ny tany, Jehovah Tompo ô ! Fa be tsy mety lany Ny hasoavanao : Ny andro fararano No ifalianay ; Voataona ao an-trano Ny vokatra azonay : Saotra tsara entinay Ho Anao tokoa, Ny olonao rehetra izao Mifaly avokoa. Ny tany tsy misaona, Fa sambatra tokoa, Tsy tapaka isan-taona Ny fanomezan-tsoa ; Endrey, nahazo maina Izao rehetra izao ; Ny zava-manana aina Mifaly Aminao : Saotra tsara ..sns. Tontosa izay nirina, Nahazo izahay, Fa misy taona zina Nataonao ho anay ; Tsy diso isan-taona Ny fitahianao. Ny olonao mihaona Mba hankalaza Anao Saotra tsara ..sns.Божията слава чудна е يسوع يسوع Mifalia, ry sakaiza! యె¬వ సన్నిధిని ەلىم، بۉگۉن ساعا مەن Святой أرسل روحك Да славит Тебя душа моя ارحمني يا رب Danket dem Herrn
Song not available - connect to internet to try again?