He ! zaza maro be tokoa Arý an-danitra, Mifaly amin'i Jeso, Finaritra avokoa : He ! mihoby mafy izy, Ka miderà an'i Jeso ! Moa nentin'iza izy ireo Ho ao an-danitra ao No miramirana endrika Sy faly toy izao ? He ! mihoby ..sns. Jesosy Tompo no nandao Ny lapa fahizay, Ka nahatonga azy ireo Ho aminy arý : He ! mihoby ..sns. Ny lambany novàny soa, Dia lamba tena vao, Ny fony nosasany koa, Ka faly izy izao : He ! mihoby ..sns.Forgive me, Lord, that I do not walk on waters ตั้งแต่ทิศตะวันออก بكل خشوع Revolutionary Love Kel kel Te chem din adânc Doamne auzi glasul meu مش ممكن T'rang Paskah Berseri Кел, Мен ҳаёт Нони ytạ̉lm lậlạmk
Song not available - connect to internet to try again?