Henoy izany hira vao Erý an-danitra, Fa teraka Jesosinao, Ka mahafinaritra. Ianaronao matetika Ny fitiavany, Fa sambatra sy tretrika Izay sakaizany. Atero zava-manitra Sy volamenam-po Ilay Mpanjakan-danitra, Mpanjakantsika koa. Valio fitiavana Ilay Zoky tia anao, Ateronao fisaorana, Derao fa Tomponao.Душата ми Те хвали A shelter in the time of storm/The Lord is Our Rock اجمل عبودية Buď tebe sláva nbt ạ̉kẖḍr نشكر الله Дух Святой приди Mocou Ducha vystroj nás! Stasera esco Rise and Shine
Song not available - connect to internet to try again?