Hianao, ry Jeso ô ! No mba hatoninay // Tompon'ny aina // Mba mihainoa ka avia. Mba ampangino re Ny ao anatinay, // Tsy hisy renay // Raha tsy feonao. Aoka izahay handray Ny fanavaozanao // Ka mba hitovy // Toe-tsaina Aminao Mafy ny adinay, Ka be ny tahotray; // Nefa tsy resy // Izay miankina Aminao. Dia tafionao Amin'ny herinao // Mba ho mpandresy // Izahay mpianatrao. Ny fonay hafanao Mba hirehetanay // Amin'ny asa // Izay omenao hatao. Mba ho tanterakay Izay tena anjaranay, // Dia manomeza // Fo miray aminao.ạn kạn fy̱ ḥyạty klmẗ Všechno řekl Tvůj kříž jạʾ ky yʿṭy ḥyạẗ Bombos Predivný si dāng chūn tiān huí dào dà de de shí hòu 주님께 경배 드리세 هنسيب الدنيا ورا سورك العالي Өө би дуулна, Эзэний сайн сайхныг
Song not available - connect to internet to try again?