Hianao, ry Kristy Tompo, No hasiniko izao, Avy aho, fa mpanompo, Hiankohoka Aminao, Raiso re ny dera saotra Tena mendrika ho Anao ; He ! ny foko faly loatra, Faly mba hanaja Anao. Izao no tena faniriako : Ny ho velona Aminao, Ka hitoeranao ny foko, Fa tsy holalovanao ; Eny, Tompo ô ! monena, Mba monena ao tokoa, Izay no tena famonjena Izay no mahafatra-po. Tsy ho orin-java-tsoa Izay rehetra itoeranao, Tena sambatra tokoa, Raha ny fo no lapanao, Mandrosoa, fa vohako Ho Anao ny foko izao ; Eny, Tompo, fa vohako, Koa midira Hianao."GO YE INTO ALLTHE WORLD!" Gjør mitt liv til en lovsang Cry Out To Jesus تأمل 1 Sulle ali di questa preghiera Еј Рəбб Исам, мəнə ҝəл,Сəн мəним рəһбəрим ол يا خاطي Santo Spirito Áldjon meg téged, áldjon az Úr Раб, Бизимле Ол..
Song not available - connect to internet to try again?