Hira fisaorana no atao Ho Anao Andriamanitra ô ! Atokanay 'zao fotoana izao Ho Anao Andriamanitra ô ! Aoka àry ny herinao no hanjaka Amin'izay rehetra atao Mba hamantaran'ny olona Fa masina tokoa Ianao Mba hamantaran'ny olona Fa masina tokoa Ianao Asandrato ny fiderana Hoby sy ny fankalazana Fa Jehovah Andriamanitsika No Tompon'ny hery sy fahefanaأهتف وأرنم لأن ربي اتأمل فيك Jesus har frelst meg Жаңы Шарап Если путь твой мрачный темный Давно погасли огни Как твои стопы прекрасны Vous qui gardez les murs rnmwạ llh yạ kl ạlsẖʿwb Blúdieval som
Song not available - connect to internet to try again?