Hitako izao, sakaiza ! Jeso no Mpanavotra : Tsy mba lany ny fitia, Jeso no Mpanavotra ; Na dia saiky lasa aza, Ka ny olona mandao, Izao no mampiadana ahy, Jeso no Mpanavotra. Raha miasy mafy aho, Jeso no Mpanavotra : Toky sy Ampinga Izy, Jeso no Mpanavotra ; Manome ny soa Izy, Fa ny rany mahadio No mahafa-keloka ahy, Jeso no Mpanavotra. He ! ilaozako ny eto, Jeso no Mpanavotra : Indro lanitra no azo, Jeso no Mpanavotra ; Izy no Mpamonjy ahy, Aina sy fanilo koa, Fahendrena mahasoa, Jeso no Mpanavotra. Ray ô ! Hianao deraiko, Jeso no Mpanavotra : Hianao naniraka Azy, Jeso no Mpanavotra ; Hianao Mpiaro ahy, Mpitahiry, Tokiko, No deraiko lalandava, Jeso no Mpanavotra.باوَر بْكَه mn ạnạ yạ rb Je veux te suivre ربي كلمتك عجيبة bǎ zàn měi de lè qì zòu xiǎng Как много разных песен в этом мире Jöjj, fedd fel arcod, Istenem Ey evimə gələn qonaq Уссиған мениң җеним ʿlmny ạ̉n ạ̉ʿml rḍạk
Song not available - connect to internet to try again?