(Maintimolaly) Hitako ny lalan-tsara, Ka hizorako izao, Azoko ny famonjena, Ka hotanako tokoa // Manampia // Ry Fanahy Masina ô ! Ravoravo aho, Jeso ! Hianao no Tompoko ; Faly aho, ry Mpamonjy ! Afakao ny heloko ; // Gaga aho // Noho ny fanavotanao. Fitiavana ihany No natolotrao anay : Nefa kosa fahotana No navalinay Anao : // Aza isaina // Re ny hadisoanay. Ny mpanota hilazako, Ny Mpamonjy tànako ; Hilazako fa ny rany No nataony avotra : // Matokia // He, ny fitiavany !Hai amato me ạsm ạlrb hạyʿly̱ ạ̉ḥbk ạ̉sẖdw lạsmk Раб'бе Гювен, Раб'бе Гювен ฤทธิ์นามองค์พระเยซู Kafin Ya Hau Sama Para Siempre Es لساك بتلمحني ạ̉nt jwh ạlqlb sạkn O pielgrzymie, dokąd śpieszysz
Song not available - connect to internet to try again?