Hitsahatra aina, ry foko, izao ? Ka iza ataonao hiaro anao ? Ny tany va misy hitsaharan' ny fo, Na lova tsy simba, tsy mety ho lo ? Tsia, tsia, tsy mba atý izany, Fa any an-danitra erý. Afoizo ny tany izay manindao Katsaho ny lanitra ho lovanao Jerosalema any, tanàna vaovao Sy tsara tokoa, miandry anao, Eny, eny, ao dia ao No misy tokoa fonenam-baovao. Ny mponina ao dia tretrika am-po. Fa resy ny ota, mahery ny tò Ka faly midera ny Tompo ny ao ; Ny mino hihira ny hira vaovao ! Indro, indro, be dia be tokoa Ny soa ao an-danitra ao re !Isus e Rege pe tot pământul yạ jmyʿ ạlmtʿbyn Зөвхөн Эзэний хайранд автан Figlio mio دۇعانىڭ سوزدەرىندە ەمەس L'eternità Наристедей алдыңда llrb ạlạ̉rḍ wạlsmạʾ الخمر الجيدة Скитается сын от отца удален
Song not available - connect to internet to try again?