Ho aiza, ho aiza izao hianao Ry havako izay mbola tia Ny fomban'ny nofo manimba anao ? Avia ry olo-mania ! Henoy fa miantso ny Tompo. Ho aiza, ho aiza izao hianao, Ry havako mbola tamana Ao amin'izao fivelomana izao, Ka fatra-pikiry hitana Izay zavatra halan'ny Tompo ? Hevero fa tsy mba mahafaka anao, Ka tsy mba heken'ny Mpitsara Ny fahamarinana ao aminao ; Ny an'i Jesosy no tsara, Ka dia katsaho ny Azy. Ekeo ny tenin'ny Tompo soa Inoy ny toky nomeny, Ka dia ho hita ny lalam- baovao, Izay voatoron'ny teny : Jesosy no lalana tsara.Jesus Shall Reign باارى تىنچىعاندا جالىنعانى ساعا كەلەمىن In numele Celui ce ne-a iubit Аз нямам злато Slávne, predivné je dielo Tvoje داڭقتايم سەنى تەڭىرىم Chociaż ma droga jest ciemna للمنتهى أحببتني mtẖl ʿẓym rḥmtk Tu esti Creatorul universului intreg
Song not available - connect to internet to try again?