Raha ho avy eny an-drahona eny Jeso, Moa vonona hitsena Azy ianao ve ? Ho avy tampoka tsy hampandre Izy izay, Toy ny mpangalatra ny fihavian'indray. Ho avy Jeso, miambena ianao, Tsy mba somonga fa tena ho avy tokoa, Fifaliana e! tsy hay tanisaina, No ho an'ireo olom-boavonjy. Fanasana izay fanaperana tokoa, No indro, efa novononin'i Jeso, 'Reo nasaina namaly ny antso tam-po, No hiara-mihinana amin'Ilay Tsitoha.Боже славим мы Тебя ما أجمل اسمك Voglio veder Скоро Ты придешь Вот я! Пошли меня Buď odvážny tā bèi zhe shí zì jià Io spero in te Signore V Tvojich dvoranách túžim stáť Indreapta-mi spre Tine inima
Song not available - connect to internet to try again?