0 ry Tompo be fitia He isaoranay lanao Fa manaiky hiara-dia Aminay mpanomponao 'Zay miasa hanasoa Olo-maro mpiara-miaina Manantena vokatsoa Amin'ny asa izay efaina He! talenta samihafa No nomenao hampiasaina Raha ireo no miara-miasa Dia ho avy ny maraina Ka ho maro sesehena No hahazo tombontsoa Hampandroso firenena 'Zay kinasanay ho to. Taona maro izay ry Ray No nodiavina hatrizao Niara-nilofosanay Mba hanao ny asanao Nefs tsapanay tokoa Vitsy no mba vita tsars Ka tafio ny herim-po Hahavita izay anjara He! talenta samihafa, sns...Gjør mitt liv til en lovsang Panie Jezu pragnę chwalić Cię Comme l'aigle كەلىپ ساعا، سۇرانامىن تولتۇرچۇ مەنى tạ̉ml 4 Es-tu lavé dans le sang de l'Agneau Россия встань на колени и молись İsa yoldaşımız Tell it to Jesus Tu as ... ans
Song not available - connect to internet to try again?