Hobio, ry tra-bonjy, Fa indro ny Mpamonjy Miakatra indray ; Tsijonvy Izy any Mandray ny fanjakany Ao an-kavanan-dRay. Ny hiran'ny anjely, Manako sy miely Arý an-danitra ; Injay, ry Ray Tsitoha, Miarahaba koa, Mandray ny Zanaka. O, miaingà, ry foko, Fa aza mitoloko Atý an-tany izao ; Miandrandrà, jereo Ilay voahombo teo ! Tsitoha Izy ao. Naharitra ny mafy, Niady sy nihafy Ny Tomponao tatý ! Tahafonao izany, Fa he ! ny fanjakany Miandry anao arý !لسه الباب مفتوح يجرح يعصب Chi dimora sydy ạmlạ̉ ḥyạty tẖmạraⁿạ Redeemer يا سيدي وربي Кин тон адими та дунне вылын wǒ kàn jiàn zhǔ de bǎo zuò هوذا ما أحسن
Song not available - connect to internet to try again?