Hoderaiko lalandava Jeso Ilay Mpanavotro Noho ny fitiavana ahy, Maty mba ho soloko, Hoderaiko, hoderaiko, Fa ny rany masina Nentiny hanavotra ahy Afaka ny heloko. Holazaiko lalandava Ny tantara mamiko, Izay nitadiavana ahy, Very noho ny heloko : Hoderaiko, ..sns. Hohiraiko lalandava 'Zao ny voninahiny Fa ny fahafatesana aza, Resy noho ny heriny ; Hoderaiko, ..sns.Кудай дүйнөнү жараткан сөзү менен Йюдже Танръм, Саат Гелди Хабар келар яшиндай Ni Allahnka Ne, Ubangijinka mtkỷ rạ̉sy Yahweh Will Manifest Himself Синее небо Настанет время и придет Mach meine Liebe stark Кайгы толуп жүрөгүң кыйналганда
Song not available - connect to internet to try again?