Hoderaina tokoa Hianao, ô ry Ray Noho ny teny soa, Izay nomenao anay Teninao ny Baiboly Andriamanitra Ô! Teny fiainana Ho an'izao tontolo izao. Fa ny Teny nomenao, Tompo ô, Ray Tsitoha, Manadio, manavao, Mampahery ny fo! Teninao sns... Mitsangàna hanompo O! ry mino izao, Ka ny tenin'ny Tompo No torio, ambarao. Teninao sns... Dia tariho lalandava Mba hiely, ry Ray, Teny soa hanazava Ity firenenay! Teninao sns...qlbk mlyạn bạlạ̹ḥsạs Oslavujme najsvätejšie Бүү Ай Pán Ježíš tě volá Каждый хочет быть похож на Бога You are near موسيقى Keď Pán Ježiš zdávna هيا يا مؤمن รู้สึกไหมถึงภูเขาไหว
Song not available - connect to internet to try again?