(Maintimolaly) Hody izahay, Zanahary ! Tahio tsara izahay ; Ampifalionao ny fonay Amin'ny fitianao : // Ampifalio // Izahay etý an-tany. Mankasitraka Anao izahay Noho ny teny soa Izay nampianaranao Saina hahasoa anay. // Tomoera // Aminay isan-andro. Raha ho faty izahay Ka handao ity tany, Dia ampifalio izahay, Ento ho an-danitra ; // Dia faly // Izahay mandrakizay.و، قۇداي يەم، وزىڭە مەن باسىمدى يەم Ježišovi svoj život daj Insieme dq bạb ạlqlb ywmạaⁿ Che bel sogno stanotte 我一生最大的事 ạnạ gẖạly ʿlyk Иса сені сүйеді, ей, бауырым Soʻragin لولا الصليب
Song not available - connect to internet to try again?