Hody Tompo, izahay Miaraha aminay, Ka tahio ny teninao Mba hamorona aim-baovao, Sao mivory foana Izahay mpiangona. Marobe ny rafinay Ta-hamandrika anay ; Tompo, miarova anay, Sao dia very izahay ; Mitoera aminay Ao an-tokantranonay. Efa renay taminao Fa anay ny lanitrao, Efa namboarinao Mba ho an'ny olonao ; Ka tariho, Tompo ô, Hody ao ny Zanakao !Авва Отче Авва Отче ХВАЛЕТЕ АДОНАЙ Jsi to Ty Хилас олур Сəнə дөнəнлəр Қолдирмайман Сени унутмайман لا لن أرى حبًّا ЦАРУВАЙ В МЕН One thing I ask Bütün Uluslara Gracias Dad A Jesucristo
Song not available - connect to internet to try again?