Hosana ! Hosana ! Hosana ! Hosana no asandratray Ho an'i Jesosy Fa Izy no Mpanjakanay Sy Tompo tia koa ; Hosana no atolotray Anao, ry Tomponay ! Ity no andro Jobily, Jobily, Jobily, Jobily, Ity no andro Jobily, Ka hifalianay ! Hosana ! (in-3) * Hosana ho Anao anie, Ry Kristy Tomponay ! Fa avy Hianao tokoa Hanjaka aminay ! Hosana no atolotray, ..sns. Hosana ! (in-3) * Hosana ! fa ho sambatra Izay mpanomponao ; Tsy hisy fahoriana Etý an-taninao ! Hosana no atolotray, ..sns. Hosana ! (in-3) * Hosana ! fa miomana 'Zahay vahoakao Hitsena Anao Mpanjakanay Raha avy Hianao ! Hosana no atolotray, ..sns. Hosana ! (in-3) * Hosana ! raisonao tokoa, Ry Tompo tianay, Ny dera, laza, saotra koa, Izay aterinay ! Hosana no atolotray, ..sns. *Ho an'ny feo (1) ihany NY FANAHY MASINAСловно ношу тяжкую несешь Dno Зөвхөн Эзэний хайранд автан Жараткан жалгыз Кудай Өзү гана Let the Living Water Flow Na svadbu sa ponáhľajte Ježiš Cesur ve Güçlü Ol Юу ч намайг зогсоохгүй يعلا لساني
Song not available - connect to internet to try again?