Hoy Jesosy Tompo Raha tety an-tany : "Mba avelao ny zaza Avelao, avelao hankaty" "Tena tiako izy Na dia mbola ankizy K'aza mba rarana Tsy hanatona Ahy Na dia kely aza Na dia mbola zaza Ho tahiko re!" Tiako ny zazakely Zaho no mpiandry tsara Tsy foiko hisy ho very O! avia, ô! avia hankaty Avia ry zazakely Jesosy no miantso Avia ho tahiany O! avia. O! avia hankatyCon Te Оглянись вокруг здесь любовь царит мой друг Some call it heaven سلامك فاق العقول ليك كل الجلال Шумело Море Un giorno con te Když vidím velikost Tvé lásky Вот опять наступила осень Hozsanna a magasságban Istennek
Song not available - connect to internet to try again?