Ianareo ankizy antsoin'i Jesosy Tompo, Hanazava ny manodidina anareo, Maizina ny tany itoerantsika izao, Misehoa ho jiro kely hamirapiratra ao. Na malemy aza isika ankizy kely, Afaka hanazava ny manodidina, Satria Jesosy mitahy antsika izao, Manazava, mampahery sy miaro koa. Asehoy ny fahazavanao, Hanazava izao tontolo izao, Asehoy Jesosy Tomponao, Misehoa ho jiro kely hamirapiratra ao.No Turning Back Vino Isus Sa te asculte Domnul în ziua de încercare جاء هنا عاش هنا Eğer Tanrı Bizden Yanaysa إهتفي للرب يا كل الأرض In Verwondering Guarderò Si tan solo tocare el borde de su manto Krásnu vlasť
Song not available - connect to internet to try again?