Indreto fa mivory izao Zatovo vonon-kanavao Ilay fanekena tsara ; Mba raisonao, Rainay ô ! Ny fitarainanay izao. Omeo toky tsara, Henoy, fenoy Aim-panahy, mba ho sahy Lalandava Ho mpanaiky ny mazava. Mandà ny ratsy izy izao, Manaiky fa ho zanakao Handia ny lalan'aina ; Ry Ray ô ! mba tsarovinao Ireto voasoratrao Ao amim-bokin'aina ; Tezao izao Tsy ho resy, fa handresy, Ka omeo Azy hery mahaleo. Natsanganao ho zanakao Sy ondry mba handrasanao, Ka tena sarobidy ; Arovy re ny ondrinao, Tantano ny malalanao. Ry Tompo Izay nifidy Anay handray Lova soa tsy miova, Ka hazony Tsy handao Anao intsony !Сойлар йиғилса кўл бўлади 上山下山 Өзүнө чын жүрөктөн ишене алган В моєму звичному житті Let us with a gladsome mind/ Monkland Rayukan Duk Jama'a A Gabanka Su Ke Начало победы يا راويني ئەيسا مەسىھ بىزگە بەرگەن بىشارەت Сени Севийорум
Song not available - connect to internet to try again?