Indreto izahay mitomany, Fa be alahelo ny fo ; Ny ota no fototr'izany, Ny heloko sy ny manjo ; Fa reraka re, ny fanahy, Mahantra sy be ahiahy, Ka tena variana erý. Ry Tompo, Izay mofon'ny aina, Ry rano mamelona anay, Tsinjovy izay mitaraina, Mahantra izao izahay ! Onòny ny fonay fa voa, Omeo izay mahasoa, Monena aminay Hianao. Ny fonay dia be hetaheta, Maniry indrindra Anao ; Ry Tompo, mba mampahareta Anay ho mpanaraka Anao ; Ny reraka ataovy mahery Vonjeo izahay olom-bery ; Matoky Anao izahay !Ó, moje slnko Le mani battiamo Ийемизди алғыслайық Más que vencer tal es snyn ṭwylh mḍt Pána chval, duše má Любя Господа Святую кровь Свою пролил أنا أنا أنا للرب Che grande amor!
Song not available - connect to internet to try again?