Indro Jeso, mba vohay ; Mba vohay ! Avy ho Sakaizanao ; Mba vohay ! Ilay Malala fahizay, Sady sitraky ny Ray Tonga ho anao indray Ka vohay ! Indro Jeso, mba vohay ; Mba vohay ! Tompo tia ka mba hajao ; Mba vohay ! Honina aminao etý, Ho sakaiza hatrerý Ho anao mandrakizay Ka vohay ! Indro Jeso, mba vohay ; Mba vohay ! Mbola tia ka mba vohay ; Mba vohay ! Tena tia ka tsy mandao, Raha ela sao dia lao ; Moa ho lavinao izao Ka vohay ! Eo am-baravaranao ; Mba vohay ! Tsy manoa an-ditra izao; Mba vohay ! He! mandona mora re, Na dia Tompo lehibe ; Efa niandry ela be Ka vohay !Sed Puros Y Santos ШАҺЫМЫЗ! ӘН УҸА ОЛАНСАН Танръм, Кралъм لأنك أنت يارب Na Golgotę, duszo, śpiesz Samoviy Ota qudratli Hudo رۇحئي باقچام دا قارووسۇز قالدى Таны оршихуйд zuò shì dào rú jīn يسوع راح يداوي
Song not available - connect to internet to try again?