Indro, ny Fitiavana nijaly Teo amin'ny hazo-fijaliana ; Ary ny ratsy nivonona hifaly, Handresy ny Zanaka-lahy Tokana. Indro, ny Fitiavana mahery, Nitondra ny heloky ny olony ; Izy niady hanafaka ny very, Ny ainy no avotra ka natolony. Izy nijaly mafy tao Golgota, Voahombo ny tongotra aman-tanany ; Izy nisolo antsika izay mpanota Ka fadiranovana ny fanahiny. O, ry Mpamonjy, mba hazony aho Hijery ny hazo-fijaliana ! Olona meloka aho ka afaho, Hialoka amin'ny fitiavanao !Teşekkürler olsun Come to Jesus Üdvözlégy, Uram Mária, Mária, szép virágszál kạn mrẗ fy wạḥd nạzl Yullaringni yoritgan Nur Yağsın Un dolor penetró en mi corazón 孩子们都好吗 Hochda oʻlim koʻrganga
Song not available - connect to internet to try again?