(Maintimolaly) Indro ny Mpamonjy, Mpanavotra antsika, Izy no manontany hoe : " Tianao va Aho ? " Izaho no Mpamonjy Sy mpisolo anao ; Ny rako manontany hoe : " Tianao va Aho ? " Ny fitiavako Tsy mety miova Ka mba manontany hoe : " Tianao va Aho ? " Ry Jeso Tompoko ! Malahelo 'zahay, Ny fitiavanay Anao Mbola tsy toy inona. Aelezo ao am-po Ny fitiavanao, Hahazoanay hamaly : " Tianay Hianao "ᠢᠰᠦᠢᠰ ᠪᠦᠭᠦᠳᠡ ᠶᠢ ᠲᠥᠯᠦᠭᠰᠡᠨ Эълон, эълон ywmạaⁿ fywmạaⁿ fywm Glorify Your Name Boken om Jesus Taivaan kellot soikoot yswʿ hw ạlmrạd Finaritra, ry Tompo o! بنكبر و تكبر معانا الهموم I am trusting Thee
Song not available - connect to internet to try again?