Indro, Tompo, vory eto Anatrehanao izahay, Mba hanatitra ireto Vokatry ny asanay, // Raiso re, raiso re ! Ho fanati-tsitrakao // Hianao no mampaniry Sy mampisy vokatra ; Izahay dia mpitahiry, Fa Anao ny zavatra. // Raiso re, ..sns. // Ary na tsy mendrika aza, Aoka tsy holavinao, Fa ho enti-mankalaza Ny Anaran-tsoanao. // Raiso re, ..sns. // Raiso koa re, ry Tompo, Ho Anao ny tenanay, Amboary ho mpanompo Mahafatra-po izahay. // Raiso re, ..sns. //حولت نوحي إلي رقص To Him Who Sits on the Throne Sang Anak domba yang Kudus mạsk ạ̹ydy Ježiš, syn tesárov Aspandaǵy Ákemiz Pokoj vám Худога умид ạlrb ʿạl Bintang Pandanganku
Song not available - connect to internet to try again?