Indro Zazakely Zanak'i Maria, Tompon'ny anjely, Nefa nankaty, Io no Zazalahy, Zanaky ny Ray. Tonga mba hitahy: Izy no anay. Mihirà, ry tany, Sy ny mponina eo. Hafalian-tsy lany, Manandrata feo! Jeso no deraina, Fa Mpanjaka soa; He! Ny fanjakany Lehibe tokoa. Zaza nantenaina Fony ela be, Sady Tompon'aina Manan-kery be, Mihirà, ry tany! Eny, mifalia: Hoy ny mpaminany, Izy no Mesia: Mihirà, ry tany, sns. Jeso Zaza hendry, Masina sy to, Tompo voatendry, Mpanadio ny fo, Aoka mba hijery Zao tontolo izao, Zaza manan-kery, Indro, mba hajao: Mihirà, ry tany, sns.Какое утешунье нахожу Seni Yüceltiyorum Jehova Es Mi Luz Y Salvacion È amore محييا فادي المؤمنين Өнөөдөр Эзэний бүтээсэн өдөр Búkil ataq mártebemdi beremin ràng wǒ men lái dǎo gào ba 要把教会建造在这盘石上 Dari III Track 03
Song not available - connect to internet to try again?