Injany hiran-danitra Misasak'alina ; Lokanga volamena e, Tendren'ny masina ! Ny tany dia nangina re, Nandre ny hira vao : Ho an'ny olona anie Ny fiadanana. Ny hiran'ny anjely re Tsy mba mitsahatra. Ary ambony rahona Ireo masina Mitendry ny lokangany Am-pihobiana ! Ho an'ny olona anie Ny fiadanana ! O ! ry mivesatra entana, Ry malahelo ô ! Mba andrandrao ny lanitra, Henoy ny hira vao ! Ny hiran'ny anjely re Dia mampiadam-po. O ! mitsahara hianao Hihaino azy izao ! Ny andron'olombelona, He fandalovana ! Kanefa hisy tany vao Izay haharitra. Endrey ny fiadanana Arý rahatrizay ! Ny hiran'ny anjely Hiredona indray !Príde skoro už ten čas Adjunk hálát az Úrnak Tell me the story يا سيدي لما أرى نجومك BU GÜN OLAN TOPLANTIYA Ny lanitra ao ambony ao Cate daruri minunate На Різдво Христове yạ qlby̱ yạlly̱ bthrb Ey bütün dünya, Rab'be sevinç çığlıkları yükseltin
Song not available - connect to internet to try again?