Inty ny olona, Jeso Tompo ô ! Fa nandre ny antsonao He, maniry mba hotarihinao Ho akaikinao kokoa. Mba tariho aho, Jeso Tompo ô ! Eo akaikinao kokoa, Mba tariho aho, Jeso Tompo ô ! Mba ho olonao tokoa. Tsy ny sitrako, fa ny sitrakao No iriko mba hatao, Fa navotanao ny mpanomponao Ka Manaiky ho Anao. Mba tariho aho, ..sns. Raha mitokana mba hivavaka, Ka miresaka Aminao, Velombelona ny fanahiko, Tafakambana Aminao. Mba tariho aho, ..sns. Raha avy re izay hodiako, Hody Aminao indray, Ao ny saiko vao tena afa-po Tonga ao an-tranon-dRay. Mba tariho aho, ..sns.Я прошу wysẖ fyny من أنا يا رب حتى تحملن عني الصليب فرحة قلبي قۇدايدىن بايلىقتارى ەبەگەيسىز Биз Шəргин Үч Бөјүк Шаһы Гьоркеминин Ъшъънда Гэрэл туяа ربي أنت صخرتي مەن السىراپ، جان دۉينۅم قىينالعاندا
Song not available - connect to internet to try again?