Iray ny Ray Tsitoha, Mpitia olombelona ; Iray ny Tompo soa, Iray ny rano velona, Iray ny vavahady Izay idirana ; Ny rafy sy ny ady Dia iombonana, Iray ny fahantrana Ilaozantsika atý, Iray ny fanjakana Alehantsika arý. Ry zana-Janahary, Ry voavela heloka, Miraisa hina ary, Ka mifandraisa tanana ; Mifamelà isika, Fa samy meloka ; Mifanajà isika, Fa samy zanaka. Ry Jeso be fitia, Ampio ny olonao Mba ho mpifankatia Manahaka Anao.Un correre dietro al vento mạ ạ̉ḥly̱ msạknk هنعدي معاك فوق أحزاننا తూర్పు దిక్కు చుక్క బుట్టె hạ ạ̉nạ ậty sryʿaⁿạ قۇداي دۉينۅنۉ جاراتقان سۅزۉ مەنەن ạ̹lh ạlạ̉mạnẗ ạlạ̉ʿdạʾ ḥwạly Исои хуб хоҳад омад BRIGHTNESS
Song not available - connect to internet to try again?