Irinay Jeso tia, Mpanota izahay, Ka misy alahelo Atý anatinay ; Irinay ny Mpamonjy Hiseho ho anay, Hanafaka ny ota Mba hifalianay. Irinay Jeso tia, Mba hanazava anay, Fa maizina ny sainay, Ka diso izahay ; Irinay Jeso Kristy Hanolo-trsaina anay, Irinay Jeso hendry Mba hianaranay. Irinay Jeso tia, Ho tonga aminay, Hiantra sy hiaro Sy hanadio anay ; Na dia malemy aza Ka reraka izahay, Rehefa voavonjy, Matanjaka izahay. Ry Tomponay malala ! Ry Jeso tianay ! Ry Havanay mahery ! Ry Rahalahinay ! Vonjeo izahay mpanota Miankina aminao, Tahio izahay mahantra Mivavaka aminao.كل أرض ناشفة Jésus, Jésus El que mira por las aves Daha İyi Adem Həlim ürəkli Kráľ večnej lásky من ألفين سنة Gepriesen sei der Herr Duchu Święty, przyjdź dotknij mnie وكل ركبة هاتسجد ليه
Song not available - connect to internet to try again?