Isaorana anie Andriamanitsika Fa fitahiam-be Omeny ho antsika Hatreo ambohoka Ka mandraka antitra, Isika henika Ny soan'ny lanitra Tsy mety tapitra na lany ny hareny, Tsy hita faritra ny sisa izay homeny; Fanahy sambatra Sy fo miadana No efa santatra Izay ananana. Ny Ray sy Zanaka sy ny Fanahy koa, Derain'ny masina ho Tompo iray tokoa; Andriamanitray Be fahasoavana No anateranay Izay fisaorana.Spirit of the Sovereign God Святой Верю я Имай всичко Ти По-чист и от сняг Где-то Overflow Раб'бин Гайрети ạḥfẓny yạ ạ̹lhy Ей Танръм Ей Крал
Song not available - connect to internet to try again?