Iza moa io Zazakely // Ao Betlehema // Ankalazain'ny anjely Misasaka alim-be ? Injao ! Mihira avokoa Ry mponina ao an-danitra, Ka iza re io zaza soa ? Moa zanak'Andriamanitra Io no Mpanjaka voatendry, Sady mahery no hendry Zanak'Andriamanitsika, Koa hobio sy ifalio ! Izy no Jeso Mpanjaka, // Ka mihobia ! // Izy mamory sy maka, Avia, mihobia ! Omeo voninahitra, Ka mitehafa tanana ; Hobio ry tendrombohitra Sy lohasaha mavana ! Io no Mpanjaka ..sns. Izy no Tompo nahary, // Ka maneke ! // Zanaky ny Zanahary, Ka dia maneke ! Ry hazo ao an-ala ô ! Samia re manandra-peo ; Ry voninkazo tsara ô ! Atero fofo-manitra ! Io no Mpanjaka ..sns. Efitra sy tany foana ! // O ! mihirà ! // Lemaka ary havoana ! Falia, mihirà ; Ry ranomasin-dehibe, Ry voronkely tsara feo, Izao rehetra marobe, Avia mankalaza re ! Io Mpanjaka ..sns.Dieu n'est pas mort سەن الەمدى قۇتقاردىڭ zhuāng jià shú tòu le Men Isoni tarranum etaman yạ rwḥ ạllh tʿạly̱ Isus va cheama auziţi hllwyạ hllwyạ hllwyạ llạ̹lh Jasama kúná eı halqym Il est bon de louer le Seigneur Да и аминь
Song not available - connect to internet to try again?