Iza no namorona, tany sy ny lanitra, Trondro sy ny vorona? Moa tsy Andriamanitra? 'Ry masoandro iry sy ireo fahazavany, Hoy Izy hoe : "Misia !", dia indro nisy izany. Izay rehetra vita dia hitany fa tsara, Ts'isy ny tomika fa tsara karakara, Moa va tsy toy izany no nanaovany ahy, Tsy vatako ihany fa saina sy fanahy.Priazeň sveta vrtkavá أنت هو بالحقيقة Yksi kuolohon kulki O piękności Rab Beni Bırakma La pesca miracolosa بمجد سماوي Yüzün Güneşten Велик Господь Творец всего fwq kl qwẗ
Song not available - connect to internet to try again?