Izahay zazakely manatona Anao, Ry Jeso izay teraka androany Fa tonga hanavotra anay Hianao, Ka faly izahay izany ; Mitehafa tànana Dera no asandratra, Mihobia, mifalia, Fa Kristy Tompo teraka Ho antsika ! Izahay zazakely maniry izao Ho tena sakaiza tokoa, Ka avy izahay mba hanaraka Anao Ry Jeso Mpanjaka Tsitoha ; Mitehafa ..sns. Izahay zazakely mangataka Anao Hamory ny zaza rehetra, Fa be ny ankizy miandry Anao Ho Tompon'ny tany rehetra. Mitehafa ..sns.Apar Rәbbim kl mạ hw ḥq Йюреклерде, Сонсуз Алев Xudo yaxshi В жизни всегда есть такие минуты ʿndmạ trfʿ ydạk N-am venit la Tine Doamne Hétköznapok Szentlelke Pánů jsi Pán Ta Parole est la richesse
Song not available - connect to internet to try again?