Izaho mino ny MPAMORONA, Mpanao ny tany sy ny lanitra ; Izaho manam-panorenana, Fa manan-dRay arý an-danitra. Izaho mino ny MPANAVOTRA, Ny rany masina no mamiko, Ny momba Azy dia sambatra, Ny diany no mba harahiko. Inoako ny MPANAMASINA, Mpananatro sy Masoandroko ; Izaho omeny afo masina, Mba ho madio ny fiainako.اديني ايمان في قلبي سبايدر مان إلقاء 1 Tu mi esaudirai Сен Худога ишон (анъанавий) Արարատ լեռան իջել է տապան Ne ektiń sen, ne ektiń sen? Благословенный мой Искупитель Духом не падай Do be careful
Song not available - connect to internet to try again?