Izao no fifaliako : Ny miaraka Aminao Jesosy, Ny loza tsy hampatahotra ahy, Fa Ianao no miahy ny fiainako. Ka sambatra aho, midera Anao Amin'ny fo vaovao, Ka faly aho midera Anao, Amin'ny hira vaovao. Ny foko mankasitraka, Ny fanavotanao Jesosy, Tsy ho very intsony ny fanahy, Fa notoloranao ny fiainana.Aýt Haleluýa Hudaýa Ich bet Dich an Allmächtiger Я буду Твой Ты будешь мой Kutsal Ruh Gel Júregim qýanyshqa toly Я до Тебе очі підіймаю ạ̉ḥyạ ạ̉mynạaⁿ llạ̹lh - bṣwt ạlrạḥl njyb ạ̹brạhym Heureux ceux qui savent écouter الأقرار بالمشكلة C'è una piccola luce in me
Song not available - connect to internet to try again?