Izay mahakolokolo No manana ny soa ; Zahao ny tanimboly, Izay fatratra tokoa, Fa he ireo voninkazo Mamerovero ao, Toa nofy izay handazo, Andeha mba jereo. Ireo izay mahavatra, Handray ny voka-tsoa, Ka tena tsy hahantra Tsy reraka tokoa ; Jereo ireo taninketsa Mampanantena voa, Fa soa tsy manam-petra Sy hanim-be tokoa. Izahay, ry ray sy reny, No voninkazo koa, Hamerovero any An-tokantrano soa ; Tezao mba hihatsara Ny fofo-manitray ; Mba tsy harahin-tsento Ny toetra anananay. Izahay no toy ny ketsa Ho vanona tokoa, Hamoa tsy misy fetra, Sy tena hahasoa; Ny fiangonantsika Hahita valiny, Ny fivavahantsika Handroso hery koa.My jsme děti jako květy Гюнахларъм Аджъларъм ข้ารักพระนาม Бу мавы кок мени озюне чеке fù xìng de nián dài ۅمۉردۉ ساعا بەرەم ạ̉hdyk kl ạlkrạmẗ أتمنى لو أكون Səmavi Atam, qüdrətli Allah В присъствието Ти
Song not available - connect to internet to try again?