// Jehovah ô! Hianao no Vatolampy iorenan'ny finoanay sy fanantenanay, Jehovah ô, Jehovah ô! // Mpamonjy mora azo indrindra, ka mety mba hanavotra izay manota. Jehovah ô, Hianao no faleha: mijere anay, ry Tompo Masina ô! Dia tafionao ny hery vaovao ny mpanomponao, ho mendrika ny asa izay atao izao, aty antranonao, noho ny fitiavanao anay. Ka ny dera aman-data, hery voninahitra anie, ho Anao mandrakizay, Jehovah Tompo ô! Jehovah ô! Jehovah ô! Jehovah ô! Hianao no faleha: mijere anay ry Tompo Masina ô!เริ่มให้ถูก Краллъън Гелене Кадар Дух Святой сойди на нас Każdy dzień z Jezusem kạn mkạny̱ Anhelo Tu Presencia yswʿ mwjwd lsẖfạỷk Zobaczcie jak jest dobrze O, ce valuri de-ndurare Ježiš, Ty máš meno najkrajšie
Song not available - connect to internet to try again?