Jehovah ô, iza no hitoetra ao amin'ny taberna-kelinao? Iza no honina an-tendrombohitrao masina? Izay mandeha tsy misy tsiny ary manao 'zay mahitsy Sady misaintsaina ny marina ny fony Tsy manendrikendrika amin'ny lelany, Sady tsy manisy ratsy ny sakaizany, Ary tsy manao izay hahafa-baraka ny namany, Tsy manaja ny ratsy fanahy. Fa manome voninahitra ny matahotra an'i Jehovah, Tsy mivadika amin'ny fianianany, na dia maningotra ny tenany aza. Sady tsy mampihana ny volany, na mandray kolikoly hana-meloka ny marina, Izay mitandrina izany dia tsy mba hangozohozo mandrakizay. Hisaorana anie ny Ray sy ny Zanaka, Ary ny Fanahy Masina; Eny, hisaorana sy hankalazaina anie Andriamanitra mandrakizay. Amen.Проведи 末后的光景 Иеміз Иса балаларды сүйеді Хаводек зарур Сын Мой сердце Мне отдай bḥbk bạhdylk kl qlby اللەلۋييا، ادوناي كوكتە ماڭگى ٴبىر قۇداي! Да обикна всеки в този свят Всё прошлое как сон ушло, забыто навсегда. Timpul este pe sfârşit frate eşti tu pregătit
Song not available - connect to internet to try again?