Jehovah no Ampinga Sy Masoandro koa, Hiaro amin-doza Sy hanazava koa. Ka tsy handresy ahy Izay fahavaloko ; Na ota na devoly Ho resy avokoa. Ka raha alaim-panahy Na misy izay manjo, Hanatona Azy aho Hakako hery koa. Rehefa tapitra andro, Ka tonga amiko Izay hialako aina Dia tsy ho tahotro. Ny lanitra haleha Sy hitoerako ; Hidera an'i Jeso Mandrakizay doria.К встрече с Господом La Ley De Dios Perfecta Es منتظروك Quem Pastores / Hereford New-Blessed be God, our God Best Friend Elohim Di più Haydi Tanrımız'a Şükredelim Kaldırırım Ellerim' Sana Jeńimpaz boldyq
Song not available - connect to internet to try again?