Jehovah no Mpiandry ahy? Tsy hana-java-mahory aho. Mampandry ahy amin'ny ahi-maitso Izy; Mitondra ahy eo amoron'ny rano fialan-tsasatra Izy Mamelombelona ny fanahiko Izy; Mitarika ahy amin'ny làlan'ny fahamarinana no ho ny anarany izy. Eny, nadia mandeha mamaky Io hasaha aloky ny fahafatesana aza aho, Dia tsy hataho-tra ny loza aho. Fa Hianao no amiko, Ny tsorakazonao sy ny tehinao, ireo no mahafatahotra ahy. Mamelatra latabatra eo anoloako, eo i maso n'ny fahavaloko Hianao; Manosotra diloilo ny lohako Hianao; Ny kapoakako feno dia feno. Eny, tokoa fahasoavana sy famindrampo No hanaraka ahy amin'ny andro rehetra hiainako, Dia hitoetra ao an-tranon'i Jehovah androlava aho. Hisaorana anie ny Ray sy ny Zanaka, Ary ny Fanahy Masina; Eny, hisaorana sy hankalazaina anie Andriamanitra mandraki-zay. Amen.تمام شد Укройся в Нем تۇر، جارقىرا بئر تۇۇعانىم Отган Тонглардай Trist şi rătăcit eram în lumea de păcat ṣwt tsbyḥ rtlwạ lldẖy ṣạr ạ̹nsạnạaⁿ أغنية جديدة Upper room Зиреҳи Худо
Song not available - connect to internet to try again?