Jehovah ô, derainay Hianao ! Ankalazainay ny Anaranao ! // Izao rehetra izao manaja Anao Fa Rainay ho mandrakizay // Mpanjakanay sy Tompo Masina Omenay eram-po ny hasina // Izao rehetra izao mihoby Anao Fa Rainay ho mandrakizay // Ry Masina manerinerina, Jehovah be fitia sy marina ! // Izao rehetra izao misaotra Anao Fa Rainay ho mandrakizay // Manerana izao tontolo izao Ny laza sy ny voninahitrao, // Izao rehetra izao hanoa Anao Fa Rainay ho mandrakizay // Andriananahary Masina ô ! Tanteraka ny fiandriananao, // Izao rehetra izao mitsaoka Anao Fa Rainay ho mandrakizay //Ламбанъ яксана, гене янсън ! يا خالق الجميع Наполните землю хвалою Sen uchun yashayman Beni Seviyorsanız Gururun ardından Аллаха диз чьокюйорум Мой Иса, Спаситель snẗ wrạ snẗ Te ressembler, Jésus
Song not available - connect to internet to try again?