Jehovah Tompo ô ! Tahio sy hatsarao Ny taninay ; Tahio ny namanay Ho tia ny teninao, Dia mba hazavao Ny nosinay. Ovay ny fombanay Ho foin'ny taninay Ny sampiny ; Omeo fo marina Izao rehetra izao, Ka dia mba iantrao Ny nosinay. Jehovah Tompo ô Tahio ny olonao Ny zanakay, Tahio ho zanakao Tahio ho marina Ka dia mba ho taninao Ny nosinay. Izay mpitondra anay Tahio ho tia Anao, Jehovah ô ! Omeo sai-marina Hanao ny sitrakao, Ka ampanompoy Anao Ny nosinay.Hai Lihatlah Gembala Baik Oi Herra, jos mä matkamies يسا مەيرىمدى ۇلى قۇداي Люди опомнитесь Pues para mí es Cristo el vivir Pe-oceanul infinit cu valuri MAW JESUH, BIA KAN KAMH CANG ạ̹lyk ạ̉rfʿ ṣlạty شخصه طبيب Ya Tsarkaka Na Allahnmu
Song not available - connect to internet to try again?