Jehovah tsy mba manadino Ny mpanompony manoa, Fa hotsarovany ireo mino Nofidiny ho Azy koa. Manerinerina ambony Ny fiandrianany ; Kanefa kosa re ny fony Mitsinjo izay ambany. Izaho dia ravoravo Ka midera Azy izao ; Fahasoavanao, Ry Avo, No namonjy hatrizao, Fahavokisan'ny fanahy Ary fisandratana No hotantaninao ho ahy : Ny foko mankalaza. O, mifalia ry Israely, Fa vonjen'ny sandriny ; Mba matokia dia hahery Antsoy ny Anarany : Mpanomponao ity mitalaho, Ka henoy ny hatako, O, ry Mahery, inty aho ! Ny sitrakao ekeko.nǐ dāng yī kào yé hé huá ér xíng shàn Es liegt kraft in das Warten auf den Herrn Na Spasiteľa svojho พระบิดาที่รัก - Let the peace of God พระบิดาที่รัก Ty jesteś Bogiem mym CHINHTER U SI The God of Abraham Praise Wszyscy razem Bizlarga falak ochiq بِگِن دونیَه، رِب گِلیپدیر!
Song not available - connect to internet to try again?