Jehovah Zanahary, Izahay miderà Anao ; Ny alina nanjary Ho firaketanao. Maraina izao ny andro, Ka lao ny maizina ; Savao, ry Masoandro, Izay fahoriana. Ry Kintan' ny maraina, Jesosy Havanay, Arovinao ny aina, Tahio izahay ; Ny asanay anio Mba hasoavinao, Ny dianay tariho Ho any aminao.rbạh lạ rjạʾ ly افتح عيوني Դավթի Արմատից Հուդայի Առյուծը Верить это значит злу добром платить Ehtiyatla bax Я приду и паду Maranata Domnul nostru vine Sem srdce k Srdcu dones, by vzbíklo plameňom Tapınağın Gibi Yap Beni Je ne sais pourquoi dans sa grâce
Song not available - connect to internet to try again?