// Jehovah ô! Hianao no Vatolampy iorenan'ny finoanay sy fanantenanay, Jehovah ô, Jehovah ô! // Mpamonjy mora azo indrindra, ka mety mba hanavotra izay manota. Jehovah ô, Hianao no faleha: mijere anay, ry Tompo Masina ô! Dia tafionao ny hery vaovao ny mpanomponao, ho mendrika ny asa izay atao izao, aty antranonao, noho ny fitiavanao anay. Ka ny dera aman-data, hery voninahitra anie, ho Anao mandrakizay, Jehovah Tompo ô! Jehovah ô! Jehovah ô! Jehovah ô! Hianao no faleha: mijere anay ry Tompo Masina ô!Sən verdiyin sevincdə əbədi qalmaq AMPY HO ANAY NY FAHASOAVANAO Омад Масеҳ андар ҷаҳон Czy znasz to imię Dove Tu sei Ты живой Ecco quanto è buono (Salmo 133) Һəр Шејимсəн Рəбб Aké príjemné a krásne Isa berdi halas bolmagy maňa
Song not available - connect to internet to try again?